Hisafidy toerana
Hitady trano fandraisam-bahiny mandritra ny dianao manerana an’i Madagasikara.
Ahoana ny fiasan'ity ?
MpandehaMpampiantrano
1
Mametraha kaonty
Midira amin’ny sehatra ho mpampiantrano mora foana
2
Asehoy ny toerana fampiantranoanao
Ampidiro amin’ny sehatra ny toerana fampiantranoanao
3
Mandray mpandeha
Miresaha mivantana amin’ny mpandeha
100% Madagascar
Sehatra natao ho an'ny mpampiantrano eto an-toerana, na kely na lehibe.
Tsy misy sara famandrihana
Fifandraisana mivantana amin'ny mpampiantrano amin'ny alalan'ny WhatsApp na finday.
Tsotra sy Mora ampiasaina
Noforonina ho an'ny fifandraisana amin'ny finday sy ireo mpampiasa tsy dia manam-pahaizana ara-teknika.
Hiserasera
Vous êtes professionnel dans le tourisme à Madagascar ? et souhaitez rejoindre la plateforme.
